Genesisy 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Farany dia tonga teo amin’ilay toerana nolazain’Andriamanitra taminy izy mianaka. Ary nanorina alitara+ teo i Abrahama ka nandahatra ny kitay. Dia nafatony ny tongotra aman-tanan’i Isaka zanany. Ary nataony teo ambonin’ny alitara izy, teo ambonin’ny kitay.+ Nehemia 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra. Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka hahazo sitraka aminao.+
9 Farany dia tonga teo amin’ilay toerana nolazain’Andriamanitra taminy izy mianaka. Ary nanorina alitara+ teo i Abrahama ka nandahatra ny kitay. Dia nafatony ny tongotra aman-tanan’i Isaka zanany. Ary nataony teo ambonin’ny alitara izy, teo ambonin’ny kitay.+
31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra. Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka hahazo sitraka aminao.+