FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 20:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa asio fiavahany ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio.+ Ary mitandrema ianareo sao ho tonga zava-maharikoriko+ noho ny amin’ny biby sy ny vorona ary izay biby mihetsiketsika eny amin’ny tany, satria efa navahako ireny rehefa nambarako hoe maloto.

  • Deoteronomia 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izao ihany no biby tsy azonareo hanina amin’ny biby mandinika na mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony: Ny rameva+ sy ny bitrodia+ ary ny bitrom-bato,+ satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara