Deoteronomia 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary aza atao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao ilay biby raha manan-takaitra: Na malemy tongotra ilay izy, na jamba na manana takaitra ratsy na inona na inona.+
21 Ary aza atao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao ilay biby raha manan-takaitra: Na malemy tongotra ilay izy, na jamba na manana takaitra ratsy na inona na inona.+