Eksodosy 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hakanao ny ran’ilay omby,+ ka hatentinao eo amin’ny tandroky ny alitara,+ amin’ny rantsantananao. Ary hararakao eo am-pototry ny alitara ny ambin-dra rehetra.+ Hebreo 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+
12 Dia hakanao ny ran’ilay omby,+ ka hatentinao eo amin’ny tandroky ny alitara,+ amin’ny rantsantananao. Ary hararakao eo am-pototry ny alitara ny ambin-dra rehetra.+
22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+