7 “‘Fa raha tsy takatry ny volany ny ondry,+ dia domohina+ roa na zana-boromailala roa no hoentiny ho an’i Jehovah, ho fanatitra noho ny heloka, noho ny nanotany: Ny vorona iray ho fanatitra noho ny ota,+ ary ny iray ho fanatitra dorana.
22 sy domohina+ roa na zana-boromailala roa koa izy, araka izay takatry ny volany, ka ny iray ho fanatitra noho ny ota, ary ny iray ho fanatitra dorana.