Levitikosy 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 mba hahaizanareo hanavaka ny zavatra masina sy ny tsy masina ary ny maloto sy ny madio,+ Ezekiela 44:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Izy ireo no hampianatra ny oloko ny fahasamihafan’ny zavatra masina sy ny tsy masina. Ary hampahafantarin’izy ireo azy ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio.+
23 “‘Izy ireo no hampianatra ny oloko ny fahasamihafan’ny zavatra masina sy ny tsy masina. Ary hampahafantarin’izy ireo azy ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio.+