Eksodosy 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny henan’ilay omby sy ny hodiny ary ny tainy dia hodoranao any ivelan’ny toby.+ Izany no hatao amin’ny fanatitra noho ny ota. Levitikosy 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Fa ny hoditr’ilay omby kosa, mbamin’ny henany rehetra sy ny lohany sy ny ranjony sy ny tsinainy ary ny tainy,+
14 Fa ny henan’ilay omby sy ny hodiny ary ny tainy dia hodoranao any ivelan’ny toby.+ Izany no hatao amin’ny fanatitra noho ny ota.
11 “‘Fa ny hoditr’ilay omby kosa, mbamin’ny henany rehetra sy ny lohany sy ny ranjony sy ny tsinainy ary ny tainy,+