Hagay 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy indray i Hagay: “Raha misy olona maloto satria nikasika faty,* nefa avy eo dia nikasika ny iray tamin’ireo zavatra ireo, tsy haloto ve ilay izy?”+ Dia hoy ny mpisorona: “Haloto izany.”
13 Ary hoy indray i Hagay: “Raha misy olona maloto satria nikasika faty,* nefa avy eo dia nikasika ny iray tamin’ireo zavatra ireo, tsy haloto ve ilay izy?”+ Dia hoy ny mpisorona: “Haloto izany.”