FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary tsy nampiditra anay tany amin’izay tany tondra-dronono sy tantely+ akory ianao, sady tsy nanome anay saha sy tanimboaloboka ho lovanay. Fa ny mason’ireo olona ireo mihitsy ve no tianao hopotsirina e? Tsy hiakatra any izahay!”

  • Deoteronomia 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+

  • Nehemia 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Efapolo+ taona ianao no namatsy sakafo azy ireo tany an-tany efitra, ary tsy nisy nahory azy.+ Tsy tonta ny fitafiany+ ary tsy nivonto ny tongony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara