Eksodosy 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary raha vao niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Arona, eny, tamin’ny zanak’Israely, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+ Nomery 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+
10 Ary raha vao niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Arona, eny, tamin’ny zanak’Israely, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+
10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+