Genesisy 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Abrama: “Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny honina any amin’ny tany tsy azy ny taranakao.+ Ary tsy maintsy hanompo ny olona any izy ireo, ka hampahoriny efajato taona.+ Eksodosy 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nivahiny an-tanin’olona nandritra ny telopolo sy efajato taona+ ny zanak’Israely izay nonina+ tany Ejipta.+
13 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Abrama: “Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny honina any amin’ny tany tsy azy ny taranakao.+ Ary tsy maintsy hanompo ny olona any izy ireo, ka hampahoriny efajato taona.+
40 Ary nivahiny an-tanin’olona nandritra ny telopolo sy efajato taona+ ny zanak’Israely izay nonina+ tany Ejipta.+