FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nanendry olona ho lehiben’ny mpanao asa an-terivozona izy ireo, mba hampahory ny zanak’Israely ka nampitondra enta-mavesatra azy.+ Ary nanorina tanàna ho an’i Farao ny zanak’Israely, mba ho fitehirizana entana sy vokatra, dia ny tanànan’i Pitoma sy Ramesesa.+

  • Eksodosy 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nataony izay hampangidy ny fiainan’ny zanak’Israely, ka nandevoziny mafy izy ireo rehefa nasainy nanao rihitra tanimanga+ sy biriky mbamin’izay karazam-panandevozana rehetra tany an-tsaha.+ Eny, izao karazam-panandevozana rehetra izao no nanandevozany azy ireo teo ambany fitondrana jadona.+

  • Deoteronomia 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nampijaly antsika ny Ejipsianina ka nampahory antsika sy nanandevo mafy antsika.+

  • Asan’ny Apostoly 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nanao teti-dratsy hamelezana ny razantsika izy,+ ka nanery azy hanary ny zanany kely, mba tsy hahavelona an’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara