28 “‘Ny hany tsy azo amidy dia ny zavatra voatokana, izany hoe izay rehetra ananan’ny olona ka nohamasininy mandrakizay*+ ho an’i Jehovah, na olona izany na biby na tany lova. Tsy misy azo avotana+ ny zavatra voatokana fa zavatra masina indrindra eo anatrehan’i Jehovah.
17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,
18 Mitandrema anefa ianareo mba tsy hanakaiky ny zavatra atokana haringana,+ sao hotsiriritinareo+ ireny ka hakanareo,+ dia hahatonga ny tobin’ny Israely ho voatokana haringana ianareo ka hitondra loza aminy.+