Deoteronomia 2:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa tsy namela antsika handalo tao amin’ny taniny i Sihona mpanjakan’i Hesbona, satria navelan’i Jehovah Andriamanitrao hikiribiby+ amin’ny heviny sy hanamafy ny fony izy, mba hanolorana azy eo an-tananao toy ny amin’izao andro izao.+ Deoteronomia 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia tonga teto amin’ity toerana ity ianareo. Ary nivoaka hiady tamintsika i Sihona mpanjakan’i Hesbona+ sy Oga+ mpanjakan’i Basana, nefa resintsika.+ Mpitsara 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy natoky anefa i Sihona hoe handalo fotsiny eo amin’ny taniny ny Israely. Koa namory ny vahoakany rehetra izy, ka nitoby tany Jahaza+ ary niady tamin’ny Israely.+
30 Fa tsy namela antsika handalo tao amin’ny taniny i Sihona mpanjakan’i Hesbona, satria navelan’i Jehovah Andriamanitrao hikiribiby+ amin’ny heviny sy hanamafy ny fony izy, mba hanolorana azy eo an-tananao toy ny amin’izao andro izao.+
7 Farany, dia tonga teto amin’ity toerana ity ianareo. Ary nivoaka hiady tamintsika i Sihona mpanjakan’i Hesbona+ sy Oga+ mpanjakan’i Basana, nefa resintsika.+
20 Tsy natoky anefa i Sihona hoe handalo fotsiny eo amin’ny taniny ny Israely. Koa namory ny vahoakany rehetra izy, ka nitoby tany Jahaza+ ary niady tamin’ny Israely.+