FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 taorian’ny nandresen’i Mosesy an’i Sihona+ mpanjakan’ny Amorita, ilay nonina tany Hesbona, sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay nonina tany Astarta,+ tany Edrehy.+

  • Deoteronomia 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 I Oga mpanjakan’i Basana ihany no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Filanjana vy no nilanjana ny fatiny. Tsy ao Raban’ny+ taranak’i Amona ve izany filanjana izany? Sivy hakiho* ny lavan’ilay izy, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakihon-dehilahy.

  • Deoteronomia 4:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary nalain’izy ireo ho fananany ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana, dia ny mpanjaka roan’ny Amorita, izay tany amin’ny faritr’i Jordana nanandrify ny fiposahan’ny masoandro,

  • Josoa 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary izay rehetra nataony tamin’ny mpanjaka roan’ny Amorita teny ampitan’i Jordana, dia i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay tao Astarta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara