3 Dia natolotr’i Jehovah Andriamanitsika teo an-tanantsika tokoa i Oga mpanjakan’i Basana, sy ny olony rehetra. Ary nataontsika tsy nisy niangana ny olony na iray aza.+
12 ary ny faritra rehetra nofehezin’i Oga+ tany Basana. Nanjaka tao Astarta sy Edrehy+ i Oga, ary izy no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Koa namely an’ireny i Mosesy ka nandroaka azy.+