Nomery 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hoy Andriamanitra tamin’i Balama: “Aza mandeha miaraka amin’ireo. Ary aza manozona an’io vahoaka io,+ fa notahina izy.”+ Nomery 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nirehitra tamin’i Balama ny fahatezeran’i Balaka ka nitehaka+ izy. Ary hoy izy tamin’i Balama: “Ny hanozona+ ny fahavaloko no niantsoako anao, nefa vao mainka nitso-drano azy intelo ianao.
12 Fa hoy Andriamanitra tamin’i Balama: “Aza mandeha miaraka amin’ireo. Ary aza manozona an’io vahoaka io,+ fa notahina izy.”+
10 Dia nirehitra tamin’i Balama ny fahatezeran’i Balaka ka nitehaka+ izy. Ary hoy izy tamin’i Balama: “Ny hanozona+ ny fahavaloko no niantsoako anao, nefa vao mainka nitso-drano azy intelo ianao.