Salamo 37:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Diniho ny tsy manan-tsiny, ary jereo ny olo-mahitsy,+Fa fiadanana no miandry azy amin’ny hoavy.+ Salamo 116:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sarobidy amin’i JehovahNy fahafatesan’ireo olony tsy mivadika.+ Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+
7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+