FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ireo ihany anefa no nampirisihin’i Balama hitaona ny zanak’Israely hivadika+ tamin’i Jehovah, tamin’ilay zava-nitranga tao Peora,+ ka namely ny vahoakan’i Jehovah ny loza.+

  • 1 Korintianina 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary aoka isika tsy hijangajanga, toy ny nijangajangan’ny sasany tamin’ireny,+ ka telo arivo sy roa alina taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+

  • Apokalypsy 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara