FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ny masonareo no nahita izay nataon’i Jehovah tamin’ilay raharaha momba an’i Balan’i Peora.+ Koa hitanareo fa naringan’i Jehovah Andriamanitrareo tsy ho eo aminareo, izay rehetra nanaraka an’i Balan’i Peora.+

  • Josoa 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mbola tsy ampy antsika angaha ny fahadisoana tany Peora?+ Isika aza mbola tsy voadio amin’izany akory mandraka androany, na dia efa nanjo ny vahoakan’i Jehovah aza ny loza.+

  • Salamo 106:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nanompo an’i Balan’i Peora izy ireo,+

      Ary nihinana ny sorona natolotra ho an’ny maty.+

  • Hosea 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Toy ny voaloboka any an-tany efitra ny Israely fony aho nahita azy.+ Ary toy ny aviavy vokatra voalohany, teo amin’ny aviavy sambany vao namoa, ny razanareo fony aho nahita azy.+ Nanaraka an’i Balan’i Peora anefa izy ireo,+ sady nanokan-tena ho an’ilay zava-mahamenatra,+ ka lasa naharikoriko sahala amin’ilay zavatra tiany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara