FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia niainga ny zanak’Israely ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ eny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.

  • Nomery 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ka nentin’izy ireo tao an-toby, tany amin’i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny vahoakan’Israely, tany amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.

  • Nomery 33:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 ary niainga avy tany amin’ireo tendrombohitr’i Abarima, dia nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara