Genesisy 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona. Genesisy 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina+ sy Zohara, ary koa Saoly+ zanakalahin’ny vehivavy kananita.
23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona.
10 Ary ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina+ sy Zohara, ary koa Saoly+ zanakalahin’ny vehivavy kananita.