Eksodosy 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny zanakalahin’i Gersona, dia i Libny sy Simey,+ araka ny fianakaviany avy.+ Nomery 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ireto no anaran’ny zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany avy: Libny sy Simey.+