Nomery 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ny zanakalahin’i Merary,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Maly+ sy Mosy.+ Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy. 1 Tantara 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny zanak’i Mosy dia i Maly sy Edera ary Jeremota.+ Telo izy ireo.
20 Ary ny zanakalahin’i Merary,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Maly+ sy Mosy.+ Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy.