Eksodosy 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+ Ary ny taona niainan’i Kehata dia telo amby telopolo amby zato taona. 1 Tantara 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanakalahin’i Kehata+ dia i Amrama+ sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+
18 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+ Ary ny taona niainan’i Kehata dia telo amby telopolo amby zato taona.