Nomery 14:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “‘“Izaho Jehovah no miteny hoe: Izao no hataoko amin’ity vahoaka ratsy fanahy ity,+ izay mivondrona hanohitra ahy: Atỳ amin’ity tany efitra ity no haharipaka tanteraka azy ireo, ary atỳ no hahafatesany.+
35 “‘“Izaho Jehovah no miteny hoe: Izao no hataoko amin’ity vahoaka ratsy fanahy ity,+ izay mivondrona hanohitra ahy: Atỳ amin’ity tany efitra ity no haharipaka tanteraka azy ireo, ary atỳ no hahafatesany.+