FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary manolora divay antsasaky ny hina ho fanatitra zava-pisotro,+ ho fanatitra atao anaty afo, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.

  • Nomery 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny fanatitra zava-pisotro hampiarahina amin’ireo, dia divay antsasaky+ ny hina isaky ny ombilahy, ary ampahatelon’ny+ hina no hampiarahina amin’ilay ondrilahy, ary ampahefatry+ ny hina kosa isaky ny ondrilahy kely. Izany no fanatitra dorana fanolotra isam-bolana, amin’ny volana rehetra ao anatin’ny taona.+

  • Deoteronomia 14:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Vidio amin’ilay vola izay rehetra irinao+ na omby na ondry na osy na divay na toaka,+ ary izay zavatra tianao. Hihinana izany eo anatrehan’i Jehovah ianao any, ary hifaly+ ianao sy ny ankohonanao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara