FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ankalazao ny fetin’ireo herinandro, ka atero ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazaha.+ Ankalazao koa ny fetin’ny fanangonam-bokatra atao amin’ny faramparan’ny taona.+

  • Levitikosy 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Eny, hanisa dimampolo andro+ ianareo, ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito izany no ho tapitra. Dia manolora fanatitra varimbazaha vaovao+ ho an’i Jehovah.

  • Levitikosy 23:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia manaova antso avo+ amin’io andro io fa hisy fivoriambe masina ho anareo. Aza manao asa mafy na inona na inona. Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranakareo izany, any amin’izay rehetra onenanareo.

  • Deoteronomia 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia ankalazao ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny fetin’ireo herinandro,+ ka ento ny fanatitra an-tsitrapo hatolotrao, araka izay hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Asan’ny Apostoly 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny andro Pentekosta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara