12 Ny vantotr’ombilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto telo ampahafolon’ny famarana, izay fanatitra varimbazaha+ nafangaro menaka. Ilay ondrilahy+ kosa hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny famarana, izay fanatitra varimbazaha nafangaro menaka.