FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 “‘Ireo no fety+ nandidian’i Jehovah, ary tokony hanaovanareo antso avo fa fivoriambe masina+ natao hanolorana fanatitra atao anaty afo+ ho an’i Jehovah, dia ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha+ ampiarahina amin’ny sorona, ary ny fanatitra zava-pisotro+ araka ny fandaharam-potoana isan’andro,

  • Nehemia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary novakina mafy isan’andro ny boky misy ny lalàn’Andriamanitra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany ka hatramin’ny andro farany. Nanao fety nandritra ny fito andro izy ireo, ary tamin’ny andro fahavalo dia nisy fivoriambe nanetriketrika, araka ny fitsipika momba izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara