16 “‘Ary raha fanatitra fanefana voady+ na fanatitra an-tsitrapo+ ny sorona atolony, dia amin’ny andro anolorany ilay sorona no ihinanany azy. Azo hanina ny ampitso anefa ny ambiny.
21 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana+ ho an’i Jehovah mba hanefana voady+ na ho fanatitra an-tsitrapo, dia tokony ho biby tsy misy kilema izany, na omby na ondry na osy, mba hahazoany sitraka. Tsy tokony hanan-takaitra mihitsy izany.