Nomery 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 dia ny telopolo+ ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra anisan’ny antoko-mpanompo, mba hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana.+ Nomery 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary dimampolo sy fitonjato sy roa arivo no voasoratra anarana tamin’izy ireo, araka ny fianakaviany avy.+
35 dia ny telopolo+ ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra anisan’ny antoko-mpanompo, mba hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana.+
36 Ary dimampolo sy fitonjato sy roa arivo no voasoratra anarana tamin’izy ireo, araka ny fianakaviany avy.+