Romanina 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Voafatotry ny lalàna amin’ny vadiny, ohatra, ny vehivavy, raha mbola velona koa ny vadiny. Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny izy.+ 1 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+ Efesianina 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka ny vehivavy hanaiky+ ny vadiny, toy ny anekeny ny Tompo,
2 Voafatotry ny lalàna amin’ny vadiny, ohatra, ny vehivavy, raha mbola velona koa ny vadiny. Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny izy.+
3 Ary tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+