1 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+ 1 Petera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Toy izany koa+ ianareo vehivavy, maneke+ ny vadinareo mba ho voataonanareo+ tsy amin’ny teny izy, raha misy tsy mankatò+ ny teny masina, fa amin’ny fitondran-tena kosa,+
3 Ary tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+
3 Toy izany koa+ ianareo vehivavy, maneke+ ny vadinareo mba ho voataonanareo+ tsy amin’ny teny izy, raha misy tsy mankatò+ ny teny masina, fa amin’ny fitondran-tena kosa,+