Nomery 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary henon’ny vadiny izany nefa nangina fotsiny ralehilahy tamin’ny andro nandrenesany izany, dia hanan-kery ilay voady nataon-dravehivavy, na ilay voadiny hoe hifady zavatra.+
7 ary henon’ny vadiny izany nefa nangina fotsiny ralehilahy tamin’ny andro nandrenesany izany, dia hanan-kery ilay voady nataon-dravehivavy, na ilay voadiny hoe hifady zavatra.+