FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Koa nandidy anareo aho tamin’izay hoe: ‘Efa nomen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo ity tany ity mba halainareo ho fanananareo. Ho eny ampita ianareo lehilahy mahery fo rehetra, izay samy efa voaomana hiady,+ ka handeha eo alohan’ny zanak’Israely rahalahinareo.

  • Josoa 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Niampita ka nilahatra toy ny tafika+ teo imason’ny zanak’Israely koa ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase,+ araka izay nolazain’i Mosesy tamin’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara