-
Josoa 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Rehefa omen’i Jehovah fitsaharana toy ny omeny anareo ny rahalahinareo, ka azon’izy ireo ho fananany ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo azy,+ vao hiverina eto amin’ny taninareo ianareo ary handova+ ilay tany nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo, etỳ ampitan’i Jordana, manandrify ny fiposahan’ny masoandro.’”+
-