Nomery 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Ary raha manao fahadisoana ianareo, ka tsy manaraka ireo didy rehetra+ nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy ireo, Jakoba 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa raha misy mahafantatra izay tokony hataony, nefa tsy manao,+ dia manota+ izy.
22 “‘Ary raha manao fahadisoana ianareo, ka tsy manaraka ireo didy rehetra+ nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy ireo,