14 Hipetraka etỳ amin’ny tany nomen’i Mosesy anareo etỳ ampitan’i Jordana ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo.+ Fa ianareo lehilahy matanjaka sy mahery fo+ rehetra kosa, hiampita ka hilahatra toy ny tafika+ eo alohan’ny rahalahinareo, ary hanampy azy.