Genesisy 19:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba+ ny anarany. Io no rain’ny Moabita, mandraka androany.+ Nomery 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Niala tao Obota indray izy ireo ka nitoby tao Ie-abarima,+ tany an-tany efitra tandrifin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Nomery 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia niala teo indray izy ireo ka nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona,+ izay tany an-tany efitra. Nanomboka teo amin’ny sisin-tanin’ny Amorita io tany efitra io. Fa i Arnona no sisin-tanin’i Moaba, teo anelanelan’ny Moabita sy ny Amorita.
37 Dia tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba+ ny anarany. Io no rain’ny Moabita, mandraka androany.+
11 Niala tao Obota indray izy ireo ka nitoby tao Ie-abarima,+ tany an-tany efitra tandrifin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.
13 Dia niala teo indray izy ireo ka nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona,+ izay tany an-tany efitra. Nanomboka teo amin’ny sisin-tanin’ny Amorita io tany efitra io. Fa i Arnona no sisin-tanin’i Moaba, teo anelanelan’ny Moabita sy ny Amorita.