Eksodosy 34:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza manao andriamanitra metaly.+ Levitikosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mivily hanaraka ireo andriamanitra tsy misy dikany,+ ary aza manao andriamanitra amin’ny metaly narendrika.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Deoteronomia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+
4 Aza mivily hanaraka ireo andriamanitra tsy misy dikany,+ ary aza manao andriamanitra amin’ny metaly narendrika.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+