Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+ Salamo 106:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy noringanin’izy ireo ny firenena,+Izay nasain’i Jehovah naringany.+
21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+