Eksodosy 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hamasino ho ahy ny lahimatoa rehetra, izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely, na olona na biby, fa ahy ireny.”+ Nomery 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ho anao koa ny voalohan-teraka rehetra+ amin’ny karaza-nofo rehetra, izay hatolony ho an’i Jehovah, na olona izany na biby. Tsy maintsy havotanao anefa ny voalohan-teraky ny olona,+ ary havotanao koa ny voalohan-teraky ny biby maloto.+
2 “Hamasino ho ahy ny lahimatoa rehetra, izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely, na olona na biby, fa ahy ireny.”+
15 “Ho anao koa ny voalohan-teraka rehetra+ amin’ny karaza-nofo rehetra, izay hatolony ho an’i Jehovah, na olona izany na biby. Tsy maintsy havotanao anefa ny voalohan-teraky ny olona,+ ary havotanao koa ny voalohan-teraky ny biby maloto.+