Nomery 3:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Alaivo ny Levita ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny zanak’Israely, ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompin’izy ireo. Dia ho ahy ny Levita.+ Izaho no Jehovah.
45 “Alaivo ny Levita ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny zanak’Israely, ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompin’izy ireo. Dia ho ahy ny Levita.+ Izaho no Jehovah.