Nomery 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Alaiko ny Levita eo amin’ny zanak’Israely, ho solon’ny lahimatoa rehetra+ izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely. Dia ho ahy ny Levita,
12 “Alaiko ny Levita eo amin’ny zanak’Israely, ho solon’ny lahimatoa rehetra+ izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely. Dia ho ahy ny Levita,