Nomery 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa miaraka tsofina ireo, dia ny vahoaka manontolo no hamonjy ny fotoanany aminao eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+ Joela 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tsofy ao Ziona ny anjombona.+ Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+
3 Rehefa miaraka tsofina ireo, dia ny vahoaka manontolo no hamonjy ny fotoanany aminao eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
15 “Tsofy ao Ziona ny anjombona.+ Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+