FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 1:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 izay nandeha teo alohanareo teny an-dalana, mba hitady toerana hitobianareo,+ ka afo no nitarihany anareo rehefa alina mba hahitanareo izay lalana tokony haleha, ary rahona kosa rehefa antoandro.+

  • Josoa 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka nandidy ny vahoaka hoe: “Raha vao hitanareo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, mbamin’ny Levita mpisorona milanja an’ilay Vata,+ dia mialà eo amin’izay misy anareo ka araho ilay izy,

  • Josoa 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 mba ho fantatrareo ny lalana halehanareo, fa mbola tsy nandeha tamin’izany lalana izany ianareo. Avelao fotsiny hisy roa arivo hakiho* eo ho eo+ manelanelana anareo sy ilay Vata, fa aza manakaiky an’ilay izy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara