FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy koa i Mosesy: “Ho hitanareo tokoa izany rehefa homen’i Jehovah hena ianareo amin’ny takariva, ary mofo araka izay laninareo amin’ny maraina, satria henon’i Jehovah ny fimenomenonanareo aminy. Fa izahay moa no iza? Tsy izahay ange no imenomenonanareo fa i Jehovah e!”+

  • Salamo 106:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nialona an’i Mosesy izy ireo tao an-toby.+

      Nialonany koa i Arona, ilay masin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara