Eksodosy 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra: “Izaho no homba anao!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao:+ Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra+ ity ianareo, rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.” Deoteronomia 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha miteny amin’ny anaran’i Jehovah ilay mpaminany, nefa tsy tanteraka na tsy marina ilay teny, dia tsy nolazain’i Jehovah ilay izy. Sahisahy ratsy ilay mpaminany nilaza izany.+ Koa aza matahotra azy.’+ Jaona 5:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Manana porofo lehibe noho ny porofo omen’i Jaona anefa aho, satria ny asa nanendren’ny Raiko ahy mihitsy izao no ataoko.+ Ary izany asa izany no manaporofo fa nirahin’ny Ray aho.
12 Dia hoy Andriamanitra: “Izaho no homba anao!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao:+ Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra+ ity ianareo, rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”
22 Raha miteny amin’ny anaran’i Jehovah ilay mpaminany, nefa tsy tanteraka na tsy marina ilay teny, dia tsy nolazain’i Jehovah ilay izy. Sahisahy ratsy ilay mpaminany nilaza izany.+ Koa aza matahotra azy.’+
36 Manana porofo lehibe noho ny porofo omen’i Jaona anefa aho, satria ny asa nanendren’ny Raiko ahy mihitsy izao no ataoko.+ Ary izany asa izany no manaporofo fa nirahin’ny Ray aho.