Eksodosy 34:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa nidina avy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay i Mosesy, dia teny an-tanany ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ary tsy fantatr’i Mosesy hoe nanjelanjelatra ny hodi-tavany rehefa avy niresaka tamin’Andriamanitra izy.+
29 Rehefa nidina avy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay i Mosesy, dia teny an-tanany ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ary tsy fantatr’i Mosesy hoe nanjelanjelatra ny hodi-tavany rehefa avy niresaka tamin’Andriamanitra izy.+